Maison 6 ch. à vendre — Andoharanofotsy

70 000 000 Ar

Type : Vente · Maison

Localisation : Antananarivo, Andoharanofotsy, Madagascar

Chambres : 6

Publié par : Fonenako

Date : 30/08/2026

Description

🏠 TRANO AMIDY ANDOHARANOFOTSY -BELAMBANANA
Ampiasa vola ve ianao ?tery ny toerana kanefa te hiompy,ividy fiara ve ? tsy aleo ve mividy ity trano ity, mampidi-bola be isambolana ity TSY MISY FITAINTAINANA , malalaka tsara afaka anaovana activité toy ny POULET DE CHAIR,AKOHO MANATODY LAVA, OUVRAGE EN BOIS,FIOMPIANA KISOA,...fotoana fohy IHANY anie de miverina ny volanao e !nefa tsy misy entretien afatsy indray mandeha ihany ! ,natao ho anao ity trano amidy ity tadidio anefa fa ny tany mitombo vidy isan-taona
EFITRA 06 ,misy DOUCHE sy debarat kely
7miala am arrêt BUS Andoharanofotsy
ACCÈS MOTO,Papier efa milamina tsara misoratra am olona iray
TSARA ALOHA MIJERY MIVANTANA ILAY TRANO
Efitra enina malalaka be,misy WC fosse septique,tokontany malalaka be , sécurisé
Miteny mialoha raha hanao visite tompoko
Efa misy jiro sy rano (JIRAMA)
034 82.810.57 Voir moins

📋 🛏️ 6 chambres
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Prix : 70 000 000 Ar

📞 Contact : Sitraka Nirina — 034 82 810 57

Photos

Maison 6 ch. à vendre — Andoharanofotsy - photo 1 Maison 6 ch. à vendre — Andoharanofotsy - photo 2 Maison 6 ch. à vendre — Andoharanofotsy - photo 3

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako