Trano Ahofa 2 ch. à louer — Namontana
250 000 Ar/mois
Description
🏘️ Iza ilay mitady trano amorona pave ato
Trano ahofa
Toerana Namontana
Efitra roa ambony
Andavarangana manao lakozy
Misy jiro
Akaiky paompy
Misy douche sy wc ikambanana
Mitsofoka 1 minitra eo lalana
Accès moto sy voiture lalana
Hofany 250.000ar miaraka @jiro
NAMONTANA IMMO -votre partenaire immobilier à Antananarivo Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
💰 Loyer : 250 000 Ar/mois
📞 Contact : Nüms Stephanie — 038 19 750 27
Photos