Maison 4 ch. à louer — Andranomena
170 000 Ar/mois
Description
🏠 AZA TARA
Efitra 4 Ahofa tsiray2 ANDRANOMENA trano vao vita
hofany 170 mille ar (grande salle b iray+ cuisine,mbola afaka misafidy tsara ianao amzao na ambony na ambany
jiro,rano vovo, tokotany malalaka afaka miompy2 Kely eo ianao
douche wc ivelany fa tsara kely itambarana aminizy 4 Zay Hanofa
akaiky arabe fa misy tohatra kely ka ra misy voiture Dia afaka mitady garage akaiky eo
afaka atambatra iany koa ny trano iray Manontolo
0382086677 , visite 7 arrivo,50% mpanera Voir moins
📋 🛏️ 4 chambres
🎁 🚗 Parking · 💧 Eau (puits)
💰 Loyer : 170 000 Ar/mois
📞 Contact : Sera Aserah — 038 20 866 77
Photos