Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ampasika

400 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Ampasika, Madagascar

Chambres : 2

Publié par : Fonenako

Date : 17/09/2026

Description

🏘️ Trano Ahofa Ambany Rihanna carreaux
Efitra 2
+ cuisine carreaux paillasse malalaka. 1 grand living+ une (1) chambre à coucher malalaka. Trano vao vita mihitsy maison neuf. misy WC sy dch madio tsara ao @ sary ao f mitambatra olona Telo afaka mampiasa rano ao @ WC . misy jiro f ny rano mbl miandry f misy pompe eo ivelany ny vavahady eo. tsy Mila manakarama mibata rano enao.
Enao iany de afaka maka azy eo akaiky eo. Tsara sécurité ny trano Accès moto ao anatiny trano. ny mitabatra sous computer f afaka mampiasa Zay zavatra hampiasainao enao f mizara fotsiny. ny toerana : 67h Sud FDC Ambadikany là gastro pizza
Somary mitsofoka Keli fa Entre Route ampasika sy garage 67h. 2mn miala ny arabe principal mazava reo détails reo aleo Tonga de miantso tompoko
rh mety aminao.
Ny loyer na hofany : 400.000ar n 2millions fmg / mois ny caution 50% de loyer antsasany ny hofan-trano f tsy miverina. Ny visite : 10.000ar Commission Panera 50% de loyer antsasany ny hofan-trano. Tsy betsaka panofa ao topotrano de panofa 1 zay hiany calme be.
0387278323 n 0339058805 Voir moins

📋 🛏️ 2 chambres
🎁 🚗 Parking · 🛡️ Sécurité / Gardien

💰 Loyer : 400 000 Ar/mois

📞 Contact : Immo Rakoto Rakoto — 038 72 783 23

Photos

Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ampasika - photo 1 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ampasika - photo 2 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ampasika - photo 3 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ampasika - photo 4 Trano Ahofa 2 ch. à louer — Ampasika - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako