Trano Ahofa 3 ch. à louer — Ambohidrapeto
350 000 Ar/mois
Description
🏘️ Ety Ambodihady Ambohidrapeto (ITAOSY) misy trano ahofa:
-efitra 3 carreaux
-wc / douche anatiny
-jiro sy rano (lava-drano)
-mifefy
-misy tokotany
-tsy couloir be
-toerana calme
Ahofa 350.000 ar, miaraka @ jiro
Tompony [numéro masqué] Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
Photos