Appartement à louer — Sabotsy

1 080 000 Ar/mois

Type : Location · Appartement

Localisation : Antananarivo, Sabotsy, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 02/10/2026

Description

🏢 RIANTSOA sa VANIALA
TSY ANDRINAREO ROA ve ilay fotoana hiarahana mitokatrano iny sa te hiova ambiance kely?
Andao hivoaka kely ary!
Ento aty aminay ny hetaheta anareo,ary tanteraho ao amin'ny STUDIO RIANTSOA na VANIALA .Ianareo ihany no tompon'ny tany.
Toerana mangina sy milamina hampifandray anareo indray...
-Jiro malefaka ... Hum
-Ny fandriana ... aoka fotsiny.
Rano mafana hifampizarana fitiavana.
Wifi sy Canal+ ... fa angamba tsy hijery TV akory ianareo...
Lakozia kely... ho an'ny maraina mifampitrotro misotro kafe sa thé?
Rehefa zoma ,na sabotsy hariva,misy discothèque,karaks.
Raha te hanao piscine kely atoandro,misy izany ary gratuit.Hariva misy sarany.
Misy jeux de société raha te hiala voly kely...
Tsy misy manelingelina. Tsy misy mijery. Ianareo roa fotsiny sy ny fitiavanareo no ao
60.000 Ar monja dia efa afaka mandositra kely iray andro ianareo miala blem,miaina fitiavana.
Herinandro? 360.000 Ar.
3 herinandro be zao anefa : 800 000 ar.
Iray volana feno fitiavana? 1.080.000 Ar.
Par réservation ihany. Discret tanteraka.
Mp ary "TIAKO NY RIANTSOA" na "TIAKO NY VANIALA" dia lazaiko anao ny toerana.
Na avy dia antsoy : 0340822805. Voir moins
🎁 🏊 Piscine · 📶 WiFi / Fibre

💰 Loyer : 1 080 000 Ar/mois

📞 Contact : Raya Mdg — 034 08 228 05

Photos

Appartement à louer — Sabotsy - photo 1 Appartement à louer — Sabotsy - photo 2

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako