Maison à vendre — Nosy Be
62 000 000 Ar
Description
🏠 TANY MIARAKA AMIN’NY TRANO AMIDY – NOSY BE HELL-VILLE
Misy tany miaraka amin'ny trano amidy eto Nosy Be, Hell-Ville, Madagascar.
Toerana: Fokontany Ambonara, akaikin'ny Bar Manakana
Papier complet
Superficie: 400 m²
2ème position goudron
Vidiny: 310 000 000 FMG
Raha liana ianao dia miantsoa haingana: 034 28 883 11
Toerana tsara sady mety amin'ny fampiasam-bola! Voir moins
📋 📐 400 m²
💰 Prix : 62 000 000 Ar
📞 Contact : Fify Daly — 034 28 883 11
Photos