Maison 3 700 m² à vendre — Ambohidratrimo
Description
🏠 MITADY TANY LEHIBE HO AN 'NY TETIK-ASANAO VE IANAO?
Toerana: Andakana Ambohidratrimo, akaikin'ny tanànan'i Ravatomanga.
Toerana mahaliana ho an'izay mitady tany malalaka hanorenana trano
, na mieritreritra fampiasam-bola
, na hanao tetik'asa hafa.
Refiny: 3700m²
Vidiny: 40.000ar/m²
Mbola afaka miady kely.
Raha ianao no manana velaran-tany 3700m² amin'ity toeranaity, inona no tetikasa hataonao ?
Mp raha Mila fanazavana fanampiny na
antsoy avy hatrany ny 033 72 208 59 na ny 034 62 092 10.
Aza miandry ela raha tena mitady tany ianao. Voir moins
📋 📐 3 700 m²
💰 Prix : 40 000 Ar/m²
📞 Contact : Aina Marcellin — 033 72 208 59
Photos