Trano Ahofa 3 ch. à louer — Bypass
400 000 Ar/mois
Description
🏘️ Ho any izay mitady trano tsy misy caution, disponible ito efitra telo miaraka amin'ny cuisine sy terrasse malalaka tsara, ambony rihina
Douche sy wc ivelany mitambatra
Misy jiro sy rano amin'ny vovo
accée moto
toerana: sisin'ny rocade lalana mande bypass, hofany: 400 000ar
Mpanera, contact: 038 22 518 37 Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
🎁 💧 Eau (puits) · 🌤️ Balcon
💰 Loyer : 400 000 Ar/mois
📞 Contact : Gerard Andriatina — 038 22 518 37
Photos