Maison à louer — Ampitatafika

160 000 Ar/mois

Type : Location · Maison

Localisation : Antananarivo, Ampitatafika, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 04/10/2026

Description

🏠 80.000 Ar ny acompte omenareo amin'ity Villa Privée ity hitazomana daty dia 80.000 Ar indray rehefa Tonga aty.
Ianareo rehetra 02 hatramin'ny 25 isa no 80.000 Ar + 80.000 Ar , izany hoe 160.000 Ar no fitambarany.
Check-in : 13h00 , Check-out : 10h00 ny ampitso , ary anareo irery ny trano.
Afaka mitondra sakafo sy boisson avy any ivelany foana, afaka mahandro sakafo aty fa efa complet ny fitaovana, charbon ianareo no mitondra.
Sonorisation efa vonona miaraka amin'ny micro sns , Fatana brochettes koa omenay anareo fotsiny fa tsy misy vola hafa intsony fa Tonga dia ampiasainareo izay hitanareo , guitare sy valiha koa ato efa misy ary jeux de société.
Tente afaka ampiasaina raha tsy avy ny orana !!!
Piscine gratuite amin'ny atoandro ary 20.000 ianareo rehetra raha alina no hilomano.
Efa misy fandriana sy Bodofotsy fa raha tsy ampy dia 16.000 Ar ny Bungalow 17h00 à 08h00 ary 2 isaky ny Bungalow , 5.000 Ar raha matelas fotsiny.
Malaza Ampitatafika RN1.
[numéro masqué] / [numéro masqué]
Acompte tsy afaka averina na soloina. Voir moins
🎁 🏊 Piscine

💰 Loyer : 160 000 Ar/mois

Photos

Maison à louer — Ampitatafika - photo 1 Maison à louer — Ampitatafika - photo 2 Maison à louer — Ampitatafika - photo 3 Maison à louer — Ampitatafika - photo 4 Maison à louer — Ampitatafika - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako