Terrain à vendre — Imerintsiatosika
Description
🏞️ TANY AMIDY
Toerana : Beronono - Imerintsiatosika Rn1
Ampitan'ny fanakanan'motard
Refy : 600m2
Papier : karatany am olona iray
Accès voiture, camion sns...
700 mètres miala am goudron
tonga dia manorina avy hatrany
034.60.617.11/033.77.299.42
WhatsApp : 034.60.617.11 Voir moins
📋 📐 600 m²
💰 Prix : 55 000 Ar/m²
📞 Contact : Tany Madio Tany — 034 60 617 11
Photos