Trano Ahofa à louer — Ampitatafika

55 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Antananarivo, Ampitatafika, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 27/08/2026

Description

🏘️ Trano ahofa ampitatafika tangaina
Mety hoan'ny olona 1 n'a 2 tsy bé entana bé
Hofany:55000ar mitokana ny jiro
Misy efitra kely 1 mitokana afaka atao lakozia
accès moto Tonga ao antrano
Tanana 1 , trano 1 fa miaraka @ mpanofa hafa
Tokotany malalaka tsara
Misy rano vovo azo sotroina, misy wc, douche ikambanana
Tanana calme tsara, en sécurité
Tsy misy caution
0345211456
Voir moins
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien · 💧 Eau (puits)

💰 Loyer : 55 000 Ar/mois

📞 Contact : Tsilavina Nomenjanahary — 034 52 114 56

Photos

Trano Ahofa à louer — Ampitatafika - photo 1 Trano Ahofa à louer — Ampitatafika - photo 2 Trano Ahofa à louer — Ampitatafika - photo 3

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako