Maison à vendre — Ampitatafika
Description
🏠 TANY AMIDY – AMBOHIMAHINTSY, AMPITATAFIKA
Toerana: Ambohimahintsy – Kaominina Ampitatafika
2ème plan
Azo idirana moto
3,5 km miala ny tetezan’Ampitatafika
Velaran-tany: 720 m²
Vidiny: 30 000 Ar/m²
Toerana mety ho an’ny fanorenana trano fonenana na fampiasam-bola.
Raha liana na mila fanazavana fanampiny:
[numéro masqué]
[numéro masqué]
Azo atao ihany koa ny mandefa hafatra aminay.
Magimmobilier – Manampy anao hahita ny tany mifanaraka amin’ny tetikasanao.
📋 📐 720 m²
💰 Prix : 30 000 Ar/m²
Photos