Maison à vendre — Antsirabe

Type : Vente · Maison

Localisation : Antsirabe, Madagascar

Surface : 935 m²

Publié par : Fonenako

Date : 06/09/2026

Description

🏠 Kambana Immo Antsirabe
·
𝗟𝗢𝗧𝗜𝗦𝗦𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗟𝗢𝗩𝗔𝗦𝗢𝗔 : 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 - 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗜𝗠𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗧𝗦𝗢𝗔
Natao ho an'ireo izay te hametraka LOVA TSARA INDRINDRA ho an'ny ankohonana sy ny taranaka.
Taratasy feno sy ara-dalàna.
3 minitra monja avy eo amin'ny RN7.
Tongan'ny fiara tsara ny lots tsirairay.
Poteau Jirama efa eo am-potony.
100% plat, azo hananganana avy hantrany.
Efa mifefy tamboho ny zorony 2.
𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 : Eo amin'ny Plaque maintso no mitsofoka kely 3mn fotsiny.
𝐕𝐈𝐃𝐈𝐍𝐘 : 110.000Ariary/m²
MBOLA MIADY VAROTRA KELY.
𝐑𝐄𝐅𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐋𝐎𝐓𝐒 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐈𝐑𝐀𝐘 :
-Lot 1: 554m²
- Lot 2: 495m²
-Lot 3: 538m²
-Lot 4: 634m² (Efa misy trano lehibe)
-Lot 5: 433m²
-Lot 6: 449m²
-Lot 7: 470m²
-Lot 8: 538m²
-Lot 9: 935m² (VENDU)
Aza tara fa Lots 8 sisa tavela!!!
Sady tsy misy Tany amidy intsony ety Antsampanimahazo Tombotsoa, nefa ny en ville koa efa lafobe sady vitsy kely!!!
034 69 050 75 | 033 15 077 66
Whatsapp : +261 34 69 050 75

+4
1
Commenter en tant que Fonenako

📋 📐 935 m²
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Prix : 110 000 Ar/m²

📞 Contact : Kambana Immo Antsirabe — 034 69 050 75

Photos

Maison à vendre — Antsirabe - photo 1 Maison à vendre — Antsirabe - photo 2 Maison à vendre — Antsirabe - photo 3 Maison à vendre — Antsirabe - photo 4 Maison à vendre — Antsirabe - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako