Trano Ahofa 1 ch. à louer — Antsirabe
100 000 Ar/mois
Description
🏘️ Mis trano ambony rihana ampanofana at efitra 1 careau tsara kel eo amin lavaragana eo Lakoz mitokana lavaragana mis asina moto ofan trano 100000ar Toerana Dalle vatofotsy Antsirabe wc s douche ivelany rano Lavandrano mifefy tamboho Miantso ze ahofa az 0385402126
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 100 000 Ar/mois
📞 Contact : Eve Gandhie Razanamahery — 038 54 021 26
Photos