Local commercial à vendre — Itaosy

10 400 000 Ar

Type : Vente · Local commercial

Localisation : Antananarivo, Itaosy, Madagascar

Surface : 100 m²

Publié par : Fonenako

Date : 24/08/2026

Description

🏪 TANY 100M² AMIDY – CITÉ ITAOSY, AMIN’NY KINININA BE
Mitady tany efa titré sy borné, mazava tsara ny taratasy ary prêt à bâtir ve ianao? Ity no mety aminao!
Toerana: Cité Itaosy, amin’ny Kininina Be
Vao miala ny arrêt bus dia mandeha 90m eo ho eo miditra ampovoan-tanàna
Vao mivoaka ny arabe dia efa misy tsena – tena tsara toerana amin’ny fiainana andavanandro
Accès moto(nisy fahasimbana tamin'ny fahavaratra teo fa efa andala-mpanaboarana)
Efa misy Jiro eo amin’ny tokotany
Manodidina ny 8m dia efa mahazo rano raha mampiasa vovon-drano
Misy solon-tsolika 10.000 Ar, somary lavidavitra kely
Titré – Borné – Aradalana tanteraka – À jour tsara
VIDINY: 52.000.000 Fmg
Miady varotra Kely
Tany tena tsara toerana, mora idirana, akaikin’ny fitaterana sy tsena, ary mety tsara hanaovana trano fonenana na investissement.
Antsoy izao raha tena liana: 0334685563 /0382029834 Voir moins

📋 📐 100 m²
🎁 💧 Eau (puits)

💰 Prix : 10 400 000 Ar

📞 Contact : Tinah Lopez — 033 46 855 63

Photos

Local commercial à vendre — Itaosy - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako