Maison 2 ch. à louer — Andohanimandroseza
190 000 Ar/mois
Description
🏠 TSARA NEFA MORA KOKOA
MAISON BASSE / 02 CHAMBRES + CUISINE OUVERTE
Calme / Anaty la cour
Mety na MPIANATRA na fammille
Hofany : 190 000Ar / 950 000Fmg
Toerana : Andohanimandroseza / Ambanin' Ankatso 1 . Tsy accès moto
Douche sy wc : Mitambatra olona 1
MISY jiro / Maka RANO Akaiky kely
Anaty la cour tsara
034 62 365 36
Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
💰 Loyer : 190 000 Ar/mois
📞 Contact : Hasina Serr's — 034 62 365 36
Photos