Trano Ahofa 1 ch. à louer — SOTEMA

250 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Toamasina, SOTEMA, Madagascar

Chambres : 1

Publié par : Fonenako

Date : 22/08/2026

Description

🏘️ TRANO HOFANA - AMBANY RIHANA
Efitra ray bavata be miaraka amin'ny lakozia
WC ivelany mitambatra olona ray
Douche ivelany mitambatra olona ray
Quartier: ( ) Tsy lavitra farany pavé tsikivy
Toerana azo odin alina na amin'ny firy
Misy place asina fiara
Lakoro mifefy tamboho
5 na 8 minitra tonga arrêt bus sy bazary tsikivy
Saram-pitsidihana ary 10.000Ar
50% démarcheur
Afahanao miantso : 034 51 089 45 // 037 94 954 8
WhatsApp : 037 94 954 88
Ra tena tsy hijaly hitady trano sy ho afa-po amin'ny trano tedavinao aza misalasala manontany : Aalya Naldie & François Jean & Mon Setoany & Rachi Da ary i Papan Archi . Mankasitraka tompoko hoanao zay efa nandalo taty sy natoky zay e!! Voir moins

📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking · ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 250 000 Ar/mois

📞 Contact : François Jean — 034 51 089 45

Photos

Trano Ahofa 1 ch. à louer — SOTEMA - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako