Trano Ahofa 1 ch. à louer — Bemasoandro
60 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa, 60000ar efitra 1 ambany rihana ciment, misy jiro rano mividy eny am pompy, WC douche ivelany itambarana, mifefy, tsy accès fa somary mitsofoko
Toerana itaosy bemasoandro akaikiny ceg
0339477660
0347596030 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 60 000 Ar/mois
📞 Contact : Panera Antokisana Ety Itaosy — 033 94 776 60
Photos