Maison 2 ch. à louer — Antsirabe
100 000 Ar/mois
Description
🏠 Trano ampanofaina
tomboarivo Antsirabe
antsinanan n'y terrain de basket aty akaikin n'y lalamby
efitra 2( n'y iray kelikely)
ambany rihana
tsy accès
rano lavadrano (misy pompy public)
natao ho an n'y olona tsy mihoatra n'y 3
hofany 100 000 ariary fixe
tompony:037 96 557 21 Voir moins
📋 🛏️ 2 chambres
💰 Loyer : 100 000 Ar/mois
📞 Contact : Nadia Rahelison — 037 96 557 21
Photos