Local commercial 510 m² à louer — Ampandrana
750 000 Ar/mois
Description
🏪 mbola dispo toerana à louer Ampandrana
route circulaire
- Azo atao usage professionnel malalaka mirefy 510 m2
-Efa misy trano hazo misy rihina 1
- maison basse 2 + cuisine
- misy ireo fitaovana sasany @ fikotranana ( toerampikotranana taloha )
- misy jiro sy rano ; toilette
- acces moto 2 em plan
quartier calme sy residentiel
-( afaka atao fanamboarana moto na toerampikotranana na toerana filalaovan'ny ankizy na atelier sns....)
( loyer - droit de visite -commission - tsy misy caution ) Voir moins
📋 📐 510 m²
💰 Loyer : 750 000 Ar/mois
📞 Contact : Savia Immo Norosoa — 034 52 610 40
Photos