Terrain 350 m² à vendre — Ampefiloha
7 000 000 Ar
Description
🏞️ AMPAHATANY 350m2 AMIDY 7 millions Ariary, 1 er plan lalan-tany, plat, efa eo ampototry lay tany ny poto njiro, TITRÉE BORNÉE SONIAKO IRERY IHANY, TOERANA ety AMBATOFAHAVALO eo @ tsenan'Ambatofotsy Atsimondrano no mitsofoka iny lalana makany @ gara iny de miala 8 Km eo @ rn 7, mandeha LALANA PAVÉ sy LALAN-TANY, MISY BUS ISAN'ANDRO MIAINGA ANY AMBATOFAHAVALO de eo Ampefiloha ny terminus ary 3500Ar ny frais bus makany, contact 038 57 504 60 , angezany 350M2 vidiny 7 millions Ariary, , tanana efa mandroso efa misy JIRO JIRAMA, lycée mpajakana, gendarmerie, collège catholique, csb2, TITRÉE BORNÉE Voir moins
📋 📐 350 m²
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Prix : 7 000 000 Ar
📞 Contact : Rafanomezana Solotiana Andrianaivo — 038 57 504 60
Photos