Maison 3 ch. à louer — Ambohimanarina
400 000 Ar/mois
Description
🏠 Ambohimanarina trano vao vita maison basse ..
Mbola ho lokoina ato ciment mena dallage
Ho lokoina iany koa n'y trano
Efitra 3+ lakozy
Jiro sy rano
WC douche ivelany
Hofany 400.000ar miaraka am jiro sy rano miady varotra
0343023288
Miantso avy atrany tompoko
raha liana fa tsy afaka mamaly mp tsy mandeha iany koa ny WhatsApp
Miantso mivantana 0343023288 makasitraka tompoko
Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
💰 Loyer : 400 000 Ar/mois
📞 Contact : Finaritra Rakotonarivo — 034 30 232 88
Photos