Terrain 1 260 m² à vendre — Ivato
Description
🏞️ Mbola ato ilay lotissement 2 eto Soamanandray Ivato alohan'ny fokotany 1050m² sy 1260m² accessible voiture, titré borné boky, plan numérisé, certificat situation juridique, tsy lavitra poteau jirama, misy loharano koa eo akaikiny eo.
Localisation map amin'ny mp izay liana.
0389333508 Voir moins
📋 📐 1 260 m²
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Prix : 90 000 Ar/m²
📞 Contact : Vola Tåntely — 038 93 335 08
Photos