Trano Ahofa à louer — Mahajanga

600 000 Ar/mois

Type : Location · Maison partagée

Localisation : Mahajanga, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 29/08/2026

Description

🏘️ TRANO AHOFA –AMBONY RIHANA ETO MAHAJANGA
Toerana : Mahajanga

Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 02 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo iompina tsara
Trano sisiny arabe lalatany
Herinaratra dia vita avy amin'ny jirama
Rano mandeha tsara 24/24
QUARTIER: ( )
Toerana azo odina alina na amin'ny firy aza
Misy asina fiara ary lalana afaka fiara tsara
10 minutes à pied tonga bazary sy arrêt bus
Hofany : 600.000Ar isam-bolana efa tsy manefa jirama
Misy ny caution mitovy hofatrano
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saran'ny fitsidihana : 10 000 Ar
LA CLÉ DIRECTE Jaolahy Mahery & Evan's Tahiry — Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Loyer : 600 000 Ar/mois

📞 Contact : Dimitri Machiro — 037 35 787 76

Photos

Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 1 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 2 Trano Ahofa à louer — Mahajanga - photo 3

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako