Terrain 10 000 m² à vendre — Ambohimpamonjy, Ampitatafika
Description
🏞️ TANY AMIDY – AMBOHIMPAMONJY, AMPITATAFIKA
Mitady tany tsara, mora, ary miala kely ny tanàna? Ity no fotoana tsara hanatanterahana ny tetikasanao!
Toerana: Ambohimpamonjy, Commune Ampitatafika
Ambony Espace El Campo (Andrefan'Ambohimiadana)
Quartier résidentiel milamina
Papier cadastre mazava tsara – Seul signature
Accès toute voiture
Superficie: 10 000 m², azo zaraina manomboka amin'ny 300 m²
Vidiny: 30 000 Ar/m² (Prix fixe)
Ohatra vidiny :
• 300 m² = 9 000 000 Ar
• 500 m² = 15 000 000 Ar
• 1 000 m² = 30 000 000 Ar
Mety amin'ny tetikasa maro (trano fonenana, investissement, sns.)
Antsoy izao: 038 40 153 96
Disponible sur WhatsApp Voir moins
📋 📐 300 m²
💰 Prix : 30 000 Ar/m²
📞 Contact : Idealy Ny Aina Tiphanie — 038 40 153 96
Photos