Trano Ahofa 1 ch. à louer — Analamahitsy
200 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano ahofa analamahitsy bassin. Éfitra 1 ngeza b. Azon'andro tsara sad mazava b. Bord de route principale.
Compteur mitokana, tsisy rano fa akaiky pompe. Ef misy mpatsaka raha ilaina.
Hofany 200.000ar d misy caution hofatrano 1 mois. Rehefa miala ianao miverina n'y caution. 50% mpanera. Droit de visite 5.000ar.
Olona 1 na 2 farafahabetsany.
M na 0344163932. Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 ⚡ Électricité
💰 Loyer : 200 000 Ar/mois
📞 Contact : Volatiana Sandra — 034 41 639 32
Photos