Maison 1 ch. à louer — Itaosy
120 000 Ar/mois
Description
🏠 Trano vo vita ahofa, mitokana tanteraka, afaka ompina fa tsy mety kisoa, toerana itaosy matobiby farany bajaja, efitra 1 misy lakozia, mbola tsisy jiro fa misy afaka isitomana, rano mbola ritra zao de mividy any am pompe aloha, wc douche ivelany, acces moto, mifefy, en sécurité, hofany 120000ar
0339477660
0347596030 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🛡️ Sécurité / Gardien
💰 Loyer : 120 000 Ar/mois
📞 Contact : Panera Antokisana Ety Itaosy — 033 94 776 60
Photos