Trano Ahofa à louer — Mahajanga
300 000 Ar/mois
Description
🏘️ TRANO AHOFA – MITOKA KELY MAHAJANGA
Toerana :
Trano malalaka sy tsara toerana
mety amin'olo rehetra tsy manavaka
Mombamboman'ny trano ary dia zao :
Efitra fatorina ( 02 ) mihidy tsara
Efitra fandraisana vahiny ( 01 )
Douche anatiny ary madio
Wc anatiny ary madio
Toerana azo iompina tsara
Trano sisiny arabe lalatany
Herinaratra dia vita avy amin'ny jirama
Rano isaka alina mandeha
Toerana tsara sady milamina
Toerana azo odina alina na amin'ny firy aza
Tsy misy asina fiara fa moto yany
3 minutes à pied tonga arrêt bus
Hofany : 300.000Ar isam-bolana
Tsy misy caution mintsy
Toerana milamina ary azo odina alina tsara
Saram-pitsidihana : 10 000 Ar
Raha mitady trano milamina sy malalaka ianao, ity no mety aminao. Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Loyer : 300 000 Ar/mois
📞 Contact : Evan's Tahiry — 037 35 787 76
Photos