Trano Ahofa 1 ch. à louer — Ambohipo
120 000 Ar/mois
Description
🏘️ Efitra 1 gorodona ambony rihana tena tsara, disponible aty Ambohipo Ambanin'ny pylône, misy jiro fa maka rano akaiky eo, somary misy fidinana kely fa tsis atahorana.
Misy commission mpanera.
📋 🛏️ 1 chambre
💰 Loyer : 120 000 Ar/mois
📞 Contact : De Candolle Pyramus — 034 93 650 89
Photos