Maison 300 m² à vendre — Anosiala

56 000 000 Ar

Type : Vente · Maison

Localisation : Antananarivo, Anosiala, Madagascar

Surface : 300 m²

Publié par : Fonenako

Date : 02/09/2026

Description

🏠 opportunité be ity!
TANY AMIDY – ALAKAMISY ANOSIALA
Toerana : Alakamisy Anosiala
Refiny : 300 m²
Titre et Borné
Misoratra amin’olona 1
Quartier résidentiel be – toerana milamina sy mety tsara ho an’ny trano fonenana
Accès voiture
Jiro eo am-potony
Tsy lavitra goudron
VIDINY : 280 Millions Fmg Miady kely
Aza tara, antsoy dieny izao raha tena liana!
Voir moins

📋 📐 300 m²

💰 Prix : 56 000 000 Ar

📞 Contact : Axia Prestige — 034 29 864 01

Photos

Maison 300 m² à vendre — Anosiala - photo 1

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako