Maison à vendre — Amboanjobe
28 000 000 Ar
Description
🏠 =>MISY OLONA MBA AFAKA HAMONJY AHY @TY TANY AMIDIKO ITY VE TOMPOKO!!? MISY ILANA VOLA MAIKA. OLONA TOMPONY AHO, MAHATOKY, AZO ANTOKA, TANY TSY MBOLA NISY OLANA: Etsy ambany ny fanazavana:
Tany Amidy maika Amboanjobe
=>Tany AFAKA ANORENANA avy hatrany <=
Tsara toerana, -> presque bord de route, tsy manarina intsony, QQfa mandrava trano, tonga dia mamefy sy Manorina
Toerana: Amboanjobe Bongatsara
Point de repère:100m miala ny Espace Ravinala
40m miala RN7 / Accès Motos
Papier ara-dalana/Tany mbola ts nisy olana/Tany azo antoka.
refiny: +200m²
Vidiny=>28M Ariary, efa natao mora fa misy ilàna vola maika.
Antsoy=Tompony avy hatrany.
034 45 377 76
wattsapp 034 85 149 61
(Te anazava kely aho! Tany ara-dalana, taratasy feno ara-dalàna, CSJuridique 2, t@ avril sy Novembre 2019 +acte de vente sy ny taratasy rehetra mahakasika ny tany no miaraka @reo. fa ny olana: eo ampanaovana mis à jour ny CSJuridique aho, fa tafiditra anaty boky rovitra hono ilay taniko! Dia tsy nahazo CSJuridique latsaky ny 3volana raha tsy vita io mis à jour io Dia eo ampanaovana an'zay aho ankehitriny, ka izay olona afaka mividy azy @ fifampivarotana eny @ Commune aloha, ary havaozina rehefa mivoaka ny CSJuridique izay efa encours. Izay olona lina, mino, ary mahatoky an'izay fanazavana izay ihany aloa no manao fifanarahana amiko, tompony mivantana. Tsara ho fantatra mantsy zay fa manjary lany fotoana be mba itsinjovananao liana sy hamonjy ahy,l dia izay ilay situation misy. Mankasitraka sady ialana tsiny fa somary lava! MP oe d idirako tompoko. Na 034 45 377 76.) Voir moins
📋 📐 200 m²
💰 Prix : 28 000 000 Ar
📞 Contact : Razainarivo Fideràna Mahefa — 034 45 377 76
Photos