Terrain à louer — Fenoarivo

Type : Location · Terrain

Localisation : Antananarivo, Fenoarivo, Madagascar

Publié par : Fonenako

Date : 06/10/2026

Description

🏞️ Sophie Noroaly
il y a 2 minutes
·
Mitady tany hanaovana résidence na lotissement ve ianao ? Manana projet hilàna tany lehibe ? Ity tolotra ity natao ho anao :
Tany mirefy : 2h 13a 43 ca
Toerana : Alakamisy Fenoarivo (làlana makany Vontovorona)
1er plan - Bord de route (tsy misy mitsofotsofoka ary tongan'ny bus, fiara, etc...)
Titré & Borné
Misoratra amin'ny olona 2 ihany (ary mpivady)
Taratasy milamina tsara daholo : situation juridique à jour, boky, plan.
Akaiky rano, poteau Jirama
Efa misy mpanao vato sy brique akaikin'ny tany
Surface prêt à bâtir
+13
Répondre en tant que Fonenako
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)

💰 Prix : 165 000 Ar/m²

Photos

Terrain à louer — Fenoarivo - photo 1 Terrain à louer — Fenoarivo - photo 2 Terrain à louer — Fenoarivo - photo 3 Terrain à louer — Fenoarivo - photo 4 Terrain à louer — Fenoarivo - photo 5

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako