Terrain à vendre — Andranomena
8 000 000 Ar
Description
🏞️ MORA B
TANY AMIDY AMBOHIDROA AMBONY-andranomena
40 MILLIONS fmg
refiny iray ara ,ilay mifefy hazo rehetra iny am sary
misy vato eo ambony afaka atao gravion ref manorina ,somary misy party totofana kely iany koa satry misilasilaka fa tsy plat tsara
accès moto,100m miala ny route voiture
efa misy poto sy rano jirama akaiky mora sotomina
papier acte de vente ara-dalana afaka manao vérification tsara vao manolo-bola
[numéro masqué] , visite 1 Alina Voir moins
🎁 ⚡ Électricité · 💧 Eau (JIRAMA)
💰 Prix : 8 000 000 Ar
Photos