Trano Ahofa 1 ch. à louer — Andoharanofotsy
500 000 Ar/mois
Description
🏘️ Trano Vao vita Ahofa Andoharanofotsy
Misy ambony rihana dia misy ambany ko afaka misafidy
1living 1chambre + cuisine.
Douche sy wc anatiny
Acces voiture avec parking
Misy rano ao an- trano.
Hofany: 400 000ar ny ambany rihana
ny ambony rihana 500 000ar
N.B: Lokoina sy diovina sisa
: 038 92 792 75 Voir moins
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking
💰 Loyer : 500 000 Ar/mois
📞 Contact : Jess Fit Kym — 038 92 792 75
Photos