Maison à vendre — Antehiroka
20 000 000 Ar (négociable)
Description
🏠 tany efa misy trano amidy ety ambohijanahary Antehiroka
efa misy borne
karatany ny papier
accès moto tsy de mitsofotsofoka be
15min miala terminus 114
efa misy jiro
dimension ny tany 80m2
dimension ny Trano 7m2 eo
rano @ vovo
mp Zay Liana na miantso ny 0381688346 Voir moins
📋 📐 7 m²
🎁 💧 Eau (puits)
💰 Prix : 20 000 000 Ar (négociable)
📞 Contact : Matoky Fitia — 038 16 883 46
Photos