Bureau 3 ch. à louer — Ampitatafika
1 000 000 Ar/mois
Description
💼 AMBODIAFOTSY FALIARIVO AMPITATAFIKA
Mitady trano malalaka sy tsara toerana? Ity no mety ho anao!
1 Living Américain
3 Chambres
Ambany rihana
Mety hipetrahana tsara .Misy dressing isakin chambre
Afaka anaovana bureau na activité professionnelle
Misy chauffe-eau
Compteur mitokana
Parking malalaka
Akaiky arrêt bus
Akaiky sekoly
Hofan-trano:
1 000 000 Ar/mois + caution 1 volana (averina raha voahaja ny trano)
Raha anaovana activité : 1 500 000 Ar/mois
Tsy mifidy foko fa Mila olona MBA milamina satria nytompony tena milamina,
Fandoavana: Virement bancaire ihany (
Tsy mandray espèces)
Aza tara fa vitsy ny trano toy izao! 0380869643 Voir moins
📋 🛏️ 3 chambres
🎁 🚗 Parking · ⚡ Électricité
💰 Loyer : 1 000 000 Ar/mois
📞 Contact : Ivons Kevin — 038 08 696 43
Photos