Terre agricole 1 180 m² à vendre — Ambohidratrimo

55 000 000 Ar

Type : Vente · Terre agricole

Localisation : Antananarivo, Ambohidratrimo, Madagascar

Surface : 1180 m²

Publié par : Fonenako

Date : 06/09/2026

Description

🌾 TANY mirefy 1.180 m² somary pente ary amoron'ny Tanimbary
- Papier Cadastre en règle sady à jour tsara
- Mutation vonona avadika amin'ny anaran'izay mividy azy
- Eny akaikiny Ferme d'Ivato sy Fokontany Ambohipanasina misy azy
- District Ambohidratrimo, commune Anosiala
- Tsara toerana, tsara rivotra sady mandalo eo ambon'ilay toerana daolo ny avion rehetra tonga sy miainga
- Azo anaovana Espace na Ferme satria amoron'ny Tanimbary
- Prix: 55.000.000 ariary miady varotra kely izy rehetra 1.180 m²
- Tompony mivantana
- Frais de visite 20.000 ar (satria za Ampitatafika no mipetraka fa tsy any amin'ilay toerana)
- Contact 0375718416 Voir moins

📋 📐 1 180 m²

💰 Prix : 55 000 000 Ar

📞 Contact : Heritiana Andria — 037 57 184 16

Photos

Terre agricole 1 180 m² à vendre — Ambohidratrimo - photo 1 Terre agricole 1 180 m² à vendre — Ambohidratrimo - photo 2

→ Voir cette annonce complète sur Fonenako