Maison à louer — Ivato Aeroport
55 000 Ar/mois
Description
🏠 SECRET D’IVATO BUNGALOW & JARDIN
Mitady toerana milamina, madio, azo antoka ary akaiky ny seranam-piaramanidina Ivato ve ianao?
Tongava mba misitaka kely rotoroto isan’andro sy miala sasatra ao amin’ny Secret d’Ivato
Efitrano tsara sy mahafinaritra
Toerana azo antoka
Parking ao anatiny
Rano mafana
Toerana mangina
Misy sakafo Sy zava-pisotro isan’karazany
Afaka manao feu de camp amin’ny jardin
2 ora : 30 000 Ar
Journée& Nuitée: 55 000 Ar
Ivato Aéroport, Antananarivo
038 93 969 36
Mamandrika dieny izao, fa voafetra ny toerana!
Voir moins
🎁 🌳 Jardin · 🚗 Parking
💰 Loyer : 55 000 Ar/jour (journée et nuitée)
📞 Contact : Indicateur de statut En ligne — 038 93 969 36
Photos