Maison 1 ch. à louer — Tsiadana
350 000 Ar/mois
Description
🏠 A LOUER Trano eny Tsiadana
_Ahofa, efitra ray ambony d iray ambany, mitambatra
_Coin cuisine
_Douche anatiny fa ny wc mivoka
_Maka rano, akaiky pompy efa misy paka
_ Toerana TSIADANA (tsy accès) mitsofoka fa raha misy moto dia manofa parking
WhatsApp [numéro masqué]
📋 🛏️ 1 chambre
🎁 🚗 Parking
💰 Loyer : 350 000 Ar/mois
Photos